Teny iditra | mamoky (voky) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe ¶ Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to satisfy with food; subvert [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | rassasier; pousser à la révolte [1.8] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Mpanahaka | mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe | ||||||||||||||||
Ohatra | Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy.
[1.123] | ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mamoky io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | mamiko |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |