Teny iditra mamola-barotra (folaka, varotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] mampitamby ny mpivarotra ny mpividy mba hampihenany ny vidin' ny entana iadiam-barotra, na mampitamby ny mpividy ny mpivarotra mba hanekeny ny vidiny araka ny tiany hivarotana azy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to make a seller reduce the price.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] chercher à faire baisser, à réduire le prix

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31