Teny iditra mamoly (foly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy
Mitovy hevitra: manady ~ manasina ~ manira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to spin thread [1.7]
Fanazavàna teny frantsay filer [1.8, 1.5]
Haiendriteny 
mamoly
namoly
hamoly
mamolesa
Ohatra Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437]

Fivaditsoratra milamo, miloma, mimalo, mamilo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20