|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamonjy (vonjy)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia 4  Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa 5  Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita 6  Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka 7  Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
Explications en anglais  8  to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
Explications en français  9  secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Exemples  10  Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mamonjy

Entrée (2/2)17  mamonjy
Partie du discours  18  nom
Vocabulaire  19  Botanique
Explications en français  20  (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/09/13