Teny iditra mamorovoro (vorovoro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakorontana, manasafotofoto: Tsy manao afa-tsy mamorovoro trano ireto ankizy ireto [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mamorovoro
namorovoro
hamorovoro
Mpitovy hevitra manavorovoro
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31