Teny iditra mamory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ( mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka
Haiendriteny 
mamory
namory
hamory
Mpitovy hevitra mamorivory

Teny iditra mamory (vory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
¶ Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
¶ Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to gather, to collect
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] réunir, rassembler
Haiendriteny 
mamory
namory
hamory
mamoria
Ohatra 
1 [Rasamuel: Zanakantitra] Ka ianao ihany no mamory.
2 [Dahle: Angano] ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao.
3 [Cohen-Bessy: Rakotovao] Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany.

Teny iditra mamory
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06