Teny iditra mampadilo (dilo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra mahadilo ~ mankadilo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31