Teny iditra | mampakatra (akatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? ¶ manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io ¶ Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] To send for; to procure; to fetch up, or carry up | ||||||||||||||||
[Hallanger 1973] to lift up | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Hallanger 1974] soulever, faire monter | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mampakatra (akatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] ¶ to marry (a wife). | ||||||||||||||||
[Hallanger 1973] to marry a wife | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Hallanger 1974] épouser une femme | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |