Teny iditra | mampianatra (anatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to teach [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | enseigner [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Voambolana | Fianarana | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |