Teny iditra mampirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
¶ Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina.
Haiendriteny 
mampirina
nampirina
hampirina
mampirima
Mpitovy hevitra manampirina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31