Teny iditra mampitia (tia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
mampitia
mampitian'
mampitian-
mampitiam-
nampitia
nampitian'
nampitian-
nampitiam-
hampitia
hampitian'
hampitian-
hampitiam-
Ohatra 
1 [, takila 3] Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory.
2 [Wresinski: Mahantra] Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31