Teny iditra mampitombo (tombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: manabe voho ~ manao be filaza ~ manao filazan-dRamitraho ~ manao kitsanitsany ~ manao laza habobo ~ manao laza masaka ~ manao laza rezatra ~ manao lazam-balala ~ manao tera-bao filaza ~ manitatra ~ masadroatelo ~ matavy filaza ~ milaza valamaty [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ny mampitombo : multiplication [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ny mampitombo: la multiplication [Hallanger 1974]
Fanazavàna teny malagasy manitatra [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay multiplier, augmenter [SLP 1986]
Haiendriteny 
mampitombo
nampitombo
hampitombo
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana. [Randriamamonjy: Tantara]
2Mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [FOFAFIPE: Rosovola]
3Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [Baron: Botany]
4Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [Wresinski: Mahantra]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/18