Teny iditra mampody vady (ody, vady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny fampakaram-bady taloha raha notsorina ny fanaovana azy ka ny ray aman-dreny roa tonta no irahin' ny fianakavian-drazazavavy hanatitra ny vodiondry ary tsy misy fanasam-be amoria-mpianakavy
¶ mampiverina indray ny vady nisintaka
¶ manao fanambadiana tsotra, tsy malaza [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to marry a wife, but not to make it a time of feasting or rejoicing
¶ to bring home again, or to try to do so, a wife who has been separated from her husband [Richardson 1885]
 to bring one's wife back after almost separating [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rappeler son épouse qui été séparée
¶ épouser une femme sans aucune solennité extérieure [Abinal 1888]
 ramener sa femme à la maison après s'être presque séparés [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31