Teny iditra | mana~ | |
Sokajin-teny | tovona | |
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [Hallanger 1973] | |
Teny iditra | mana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] calamité [David: Dialectes (takila M)] | |
Teny iditra | maña | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Dombeya andapensis | |
Teny iditra | mana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02 |
![]() |