Teny iditra | manabony (abony) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | manangoly mba hamitaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tromper, cajoler [Abinal 1888] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Mpanahaka | manabosy ~ mambosy | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |