Teny iditra manabony (abony)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] manangoly mba hamitaka
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Tromper, cajoler
Haiendriteny 
manabony
nanabony
hanabony
Mpanahaka  manabosy ~ mambosy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31