Teny iditra manadihady (hadihady (hady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to investigate [1.2]
 to examine in detail, to look into [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S’informer en détail [1.3, 1.8]
 examiner, approfondir, scruter [1.3]
 examiner en détail [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny manadihady
Ny lasa nanadihady
Ny hoavy hanadihady
Filaza mandidy manadihadia
Ohatra 
1Manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo. [2.445]
2Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18