Teny iditra | manafo (tafo) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mametraka na manisy tafo: Iza no nanafo ny tranonareo? [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to roof [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | mettre le toit [1.8] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manafo | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka] zatovo [1.78] | ||||||||||||||||
[Taimoro] Zatovo [1.1] | |||||||||||||||||
Fivaditsoratra | manofa, famaño, famona, fanamo, mafona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |