Teny iditra manafy (tafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome akanjo: Manafy mahantra maro izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to clothe, to dress. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay vêtir quelqu'un [1.8]
Haiendriteny 
manafy
nanafy
hanafy
manafia
Ohatra 
1Mbola Ingahy koa no manafy lamba azy. [2.643]
2Mety handrovitra ny lamba manafy ny fianakaviana koa isika amin' izany. [1.369]

Fivaditsoratra manifa, mifana, famany, fanamy, fanima, finama, mafina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20