Teny iditra managana (gana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandrindrina na mikapoka mafy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [Abinal 1888]
Haiendriteny 
managana
nanagana
hanagana
Mpitovy hevitra mangana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31