Teny iditra |
managorobaka
(gorobaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy ¶ Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to pierce through [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | percer de part en part [1.3, 1.8]
|
| pénétrer de part en part, faire aboutir [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
managorobaka |
Ny lasa |
nanagorobaka |
Ny hoavy |
hanagorobaka |
Filaza mandidy |
managorobaha |
|
Tsipelina hafa |
Ohatra |
1 | Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part)
[1.3]
|
2 | Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony?
[2.996]
|
|
|