Teny iditra manaha (haha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
¶ Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
¶ Manasaratsaraka: Manaha kofehy
¶ Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
¶ Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to untie, to unloose. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Haiendriteny 
manaha
nanaha
hanaha
manahà
Ohatra koa izay mamoifo no manaha [2.857]

Teny iditra manaha (taha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Haiendriteny 
manaha
nanaha
hanaha
manahà

Teny iditra manahà (haha, taha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaha [fitanisana]

Fivaditsoratra hamaña, mahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20