Entrée 1/2 manahana (ahana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijanona, miato
Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. [1.1]
Explications en anglais To get in the way of, to obstruct, to hinder. [1.2]
Exemples raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245]
Morphologie 
Présent : manahana
Passé : nanahana
Futur : hanahana
Impératif : manahàna
Mots composés 

Entrée 2/2 manahàna (ahana)
Partie du discours impératif du verbe actif manahana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/27