Entrée | 1 manaiky |
Radical | 2 aiky |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila 5 Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana 6 Mety: Tsy manaiky ny handeha izy 7 Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy 8 Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany 9 Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga [1.1] |
Explications en anglais |
10 to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky. [1.2] 11 to agree; to obey; to profess a faith [1.7] |
Explications en français |
12 Comme maNEky#mg.av [1.3#10] 13 consentir; obéir; confesser sa foi [1.8] |
Exemples |
14 Koa ianao aza manaiky hibaby ahy [1.251#] 15 miezaka mafy tsy manaiky ho resy [2.313#] |
Morphologie |
|
Analogues | 20 1.1=manoa |
Mots composés |
|
Anagrammes | 28 manaiky, mañiaky, miakany, mianaky |
Mis à jour le 2023/09/21 |