Teny iditra manalemy (lemy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mahatonga halefaka: Ny vola nomeko azy no nanalemy azy
¶ Mampitony, manalefaka: Ny fifonako taminy no nanalemy ny hatezerany
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to soften; to weaken
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] ramollir
  [Abinal 1888] adoucir, assouplir, calmer, civiliser
  [Hallanger 1974] affaiblir
Haiendriteny 
manalemy
nanalemy
hanalemy
manalemea
Teny mifanohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31