Entrée (1/2) | 1 manaloha |
Radical | 2 aloha |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? 5 Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] |
Explications en anglais |
6 to do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 manalohà |
Radical | 12 aloha |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manaloha |
Tableaux et planches |
14 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 15 amolahan, analoham, anolaham, hamalona, hamolana, hanamalo, hanoalam, mahalaño, mahalona, manaloha, manalohà, manolaha, namolaha, amolahan, analoham, anolaham, hamalona, hamolana, hanamalo, hanoalam, mahalaño, mahalona, manaloha, manalohà, manolaha, namolaha |
Mis à jour le 2023/01/20 |