Teny iditra manamafy (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
¶ manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
¶ mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao
Mitovy hevitra: mampahatanjaka ~ mampahavitrika ~ manantitra ~ manatsohara ~ mandalina ~ mankahery ~ manofana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to reinforce, to strengthen, to harden
¶ to reiterate, to emphasize
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] rendre dur
¶ confirmer
  [Abinal 1888] fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter
  [Hallanger 1974] renforcer, rendre solide
¶ répéter
Haiendriteny 
manamafy
nanamafy
hanamafy
manamafisa
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra 
1 [SeFaFi ] Manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna.
2 [Andriamalala: Fanagasiana, takila 5] Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko —
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31