Teny iditra manamangana (mangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho mangana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to bruise [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay contusionner [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manamangana
nanamangana
hanamangana
manamangàna

Teny iditra manamangàna (mangana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamangana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31