Teny iditra manambina (tambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manisy tambiny
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet
Haiendriteny 
manambina
nanambina
hanambina
manamna
Mpitovy hevitra manatambina
Ohatra 
1 [Rabesata: Fanandroana] Andro zoma no manambina ny alahamady.
2 [Rabemolaly: Fary] Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana.

Teny iditra manambina (ambina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka
¶ Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra!
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes.
  [Hallanger 1973] to make prosperous, to favor
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] rendre prospère, favoriser
  [Abinal 1888] avoir sous sa protection
Haiendriteny 
manambina
nanambina
hanambina
manamna

Teny iditra manamna (tambina, ambina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambina [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/07