Teny iditra | manamora (mora) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara ¶ Mampihena vidy: Manamora ny entambarotro ny habetsahany ¶ Mampitony, mahatonga ho morainy: Nanamora azy ny fialan-tsiny nataonao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | faciliter [SLP 1986] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manamorà (mora) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamora | ||||||||||||||||
Teny iditra | manamora | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (du préfixe causatif : mana, et mora : facile, donc « qui rend les choses faciles »). Diospyros gracilipes Hiern (Ebenaceae). Le suc brûlant obtenu par expression des feuilles et fruits est employé comme ocytocique, abortif, on l'introduit à cet effet dans le vagin. Cette pratique n'est pas dépourvue de danger et a souvent causé des accidents sérieux, voire la mort des femmes soumises à cette pratique. On dilue généralement le jus ainsi obtenu avec la décoction d'autres plantes, notamment, Caesalpinia bonducella Flemming (Fabaceae) et Toddalia asiatica Lam. (Rutaceae), cette dernière espèce elle-même ocytocique. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Diospyros gracilipes | ||||||||||||||||
Teny iditra | manamora | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (mis pour andriamanamora) Malleastrum gracile J.-F.Leroy (Meliaceae). [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Malleastrum gracile | ||||||||||||||||
Teny iditra | manamora | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Tanala] D'après Descheemaeker, on désigne sous ce nom un ocnella (Ochnaceae), espèces et emplois mal connus. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Malleastrum gracile | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/02 |
![]() |