Entrée |
manamorona
(morona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1]
|
Explications en anglais | To follow the edge [1.7]
|
Explications en français | Suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8]
|
Exemples |
1 | Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana.
[2.445]
|
2 | Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra.
[2.356]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manamorona |
Passé : |
nanamorona |
Futur : |
hanamorona |
Impératif : |
manamoròna |
|
|
Entrée |
manamoròna
(morona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manamorona
|
|