Teny iditra | manana (anana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to have, to possess [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
to own [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | avoir, posséder [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manana io | ||||||||||||||||
Haianarantany | |||||||||||||||||
Teny iditra | manàna (anana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana | ||||||||||||||||
Teny iditra | manana (hana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maka na misambo-bola misy zanany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Teny iditra | mañaña | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] diso fanantenana [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Teny iditra | mañana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
hagagana ¶ gaga [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
[Sihanaka, Tambahoaka] gaga [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Teny iditra | Manana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [Rajemisa 1966] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: renirano, farihy | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |