Teny iditra | manandrana (andrana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidikoaho rahampitso ¶ Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to taste, to try, to prove, to commence. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | essayer, goûter [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manandrana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |