|
|
|
|

Entrée manandrina (handrina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
Manohitra [1.1]
Explications en anglais To be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle. [1.2]
Explications en français Regarder en face, avec colère, résister, tenir tête [1.3]
Exemples Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina [2.366]
Morphologie 
Présent : manandrina
Passé : nanandrina
Futur : hanandrina
Impératif : manandrìna

Entrée manandrìna (handrina)
Partie du discours impératif du verbe actif manandrina [liste complète]

Mis à jour le 2022/09/08