Teny iditra | manangan-jaza (tsangana, zaza) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [Rajemisa 1985] | |
Teny mifanohi-kevitra | manalan-jaza ~ manary zaza | |
Ohatra | ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [Callet: Tantara, takila 305] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |