Teny iditra | manangoly (angoly) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka ¶ Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly ¶ Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny ¶ Jer. kolikoly [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cheat, to deceive, to ensnare. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to lead astray [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | séduire, tromper [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |