Teny iditra | manankarena (anana, hary) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. | ||||
[Hallanger 1973] (manan-karèna) to be rich | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] (manan-karèna) être riche | ||||
Mpitovy hevitra | komohina ~ mpanalina ~ mpanarivo ~ mpanefohefo ~ mpanjato ~ ngetroka ~ tremalahy | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manankarena io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/27 |
![]() |