Teny iditra |
manantaza > mananty
(tanty)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miandry zavatra hianjera ka mandray io zavatra io amin' ny tanana velarina: Tsy mahay mananty baolina ialahy ¶ Mangataka: Mananty an-tanan-droa aminao, Tompoko [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to hold out both hands for something; to collect in a basket [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | recevoir sur les deux mains; ramasser dans un panier [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|