Teny iditra mananty loza (tanty, loza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
¶ Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra manaton-doza
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31