Teny iditra | manao soa volovoloina (tao, soa, volovolo) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |