Teny iditra | manao tanty reraka (tao, tanty, reraka) | ||
Sokajin-teny | fomba fiteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | tsy mba miasa na mitady ho an-tena fa mangata-dava amin' olona izay rehetra ilaina [Rajemisa 1985] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |