Teny iditra manao toho-tsofina (tao, tohoka, sofina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mibitsibitsika, milaza tsiambaratelo tsy ho ren'ny hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31