Teny iditra | manapaka (tapaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko ¶ Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko ¶ Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako ¶ Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to cut off, to cut across ¶ to settle or decide; to rule; to govern [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | couper en travers ¶ décider; gouverner [Hallanger 1974] | ||||||||||||
trancher, couper [SLP 1986] | |||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manapaka io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |