Teny iditra |
manara-
(araka)
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe manaraka
|
Ohatra |
|
|
Teny iditra |
manara
(nara)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mangatsiaka [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanala]
mangatsiaka: Ka mijodijody an-tane añe anao fa manara ny andro (aza mandehandeha any alatrano ianao fa mangatsiaka ny andro) [Rakotosaona 1975]
|
| Mangatsiaka, mahatsiaro mangatsiaka: Lasa namindro izy fa manara, hono. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | cold, chilly, frigid. [Richardson 1885]
|
| cold; used as follows: tranomanara
[Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | froid; s'emploie comme suit: tranomanara
[Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Dia nomeny trano manara. [Randriamamonjy: Tantara, takila 408]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
manara
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
maminany [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
mañara
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mamatra voa madinika na ranon-javatra [Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
mamatra [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
manara
(ara)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
mandrotsirotsy [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
manara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano]
(de nara : avoir froid, allusion aux sommets exposés aux vents humides qu'affectionne ce Palmier).
Beccariophoenix madagascariensis Jum. & H.Perrier (Arecaceae). Perrier de la Bâthie écrit : « jeunes segments très recherchés pour la fabrication des chapeaux dits «
manarano », exportés naguère en assez grande quantité.
Espèce presque étreinte par suite d'exploitation abusive »
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Beccariophoenix madagascariensis |
|
Teny iditra |
manara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(mis par erreur pour manary). Nom donné à des bois durs rejetant beaucoup de sève une fois qu'ils sont coupés (de
ary : rejeter la sève). Ce sont suivant les régions :
¶ [Sakalava]
Dalbergia ikopensis Jum.,
Dalbergia greveana Baill. et
Dalbergia trichocarpa Baker (Fabaceae). C'est l'orthographe retenue par Segalen et Moureaux.
¶ [Tanosy]
Cadia commersoniana Baill. (Fabaceae). Leur bois a été exporté dans le passé sous les appellations de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar ».
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Cadia commersoniana, Dalbergia greveana, Dalbergia ikopensis, Dalbergia trichocarpa |
|