Teny iditra | manaraka (araka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manjohy: Mitomany hanaraka an-dreniny Ikotokely ¶ Manao araka ny..,, mitandrina, manatanteraka: Manaraka ny didin' Andriamanitra ¶ Mandeha amin' ny lavan' ny, sisin' ny, moron' ny: Mandehana manaraka ny valamparia ¶ Tsy manohitra fa manao araka ny...: Manaraka ny fitongilanan-dratsy ¶ Momba ny..., miandany amin' ny,..: Manaraka ny fampianaran' i Bouddha ¶ Avy aoriana, mandimby: Manarako ny lohataona ny fahavaratra ¶ Vokatry ny: Manaraka ny heloka ny sazy ¶ Manao tahaka, maka tahaka: Tsarovy fa hanaraka ny hataonao ny zanakao ¶ Miady mba hahazo, mitaky amin' ny alalan' ny fitsarana: Tsy misy mahadiso ahy raha manaraka ny anjara lovako aho. [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to follow, to pursue; to obey, to agree to, to prosecute. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to follow; to obey; to prosecute [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | suivre; obéir; poursuivre [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | manaraka | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] mitaratra tantely [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |