Entrée | 1 manaratsy (ratsy) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao [1.1] 4 Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo [1.1] 5 Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe [1.1] |
Explications en anglais |
6 To speak evil of [1.7] |
Explications en français |
7 Diffamer [1.107] 8 Calomnier [1.3, 1.8] 9 Dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3] |
Exemples |
10 Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131] 11 Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#] |
Morphologie |
|
Analogues | 16 Manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot manaratsy |
Anagrammes | 19 manaratsy, mañatsary, maratsañy |
Mis à jour le 2023/05/14 |