Teny iditra manary (ary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy [ mañary ] [Taisaka] manary [Rakotosaona 1975]
 Manipy zavatra any amin' ny toerana tsy hahitana azy intsony: Manary fako
¶ Tsy miraharaha zavatra, hany ka verivery fotsiny ilay izy: Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetrarehetra eny
¶ Milaza ampahibemaso fa tsy ho isan-jaza mpandova intsony: Efa nanary azy ela be ny rainy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to throw away, to reject, to abandon [Richardson 1885]
 to throw away [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay rejeter [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 perdre [Hallanger 1974]
 abandonner [Rajaonarimanana 1995]
Haiendriteny 
manary
nanary
hanary
manaria
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Ny atiny nomeny ny atin-kavana sy ny sakaiza tia, fa izany no tsy manary an-kahoriana [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Na hita ihany aza ny ataon' ny havanay andavanandro, rahefa misy maty kosa, tsy manary irery izy [Andraina: Mitaraina, takila 101]
Teny nalaina 

Teny iditra mañary
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] mandevina [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] mandevina faty [Rakotosaona 1975]

Teny iditra manary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de ary : action de rejeter, d'abandonner). Se dit de tous les bois qui laissent exsuder beaucoup de sève lorsqu'ils sont coupés (manary rano) Nom générique des Dalbergia (Fabaceae), principalement Dalbergia greveana Baill., Dalbergia ikopensis Jum. et Dalbergia trichocarpa Baker. D'après Leandri et Faublée, outre ces arbres, on donne aussi ce nom à un Albizia sp. (Fabaceae). Ce sont des arbres donnant des bois magnifiques, commercialisées sous les noms de « Bois de rose de Madagascar » ou « Palissandre de Madagascar » dont malheureusement les sujets exploitables sont devenus fort rares du fait de l'exploitation abusive et de la destruction des forêts de la côte Ouest. On en fait traditionnellement les pagaies ( five) des pirogues vezo (signalé anciennement par Léo Samat réf. 94 et 108 d'après Grandidier). En jouant sur les sens de la racine ary, on en fait aussi des talismans contre le rejet, la répudiation. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Dalbergia greveana, Dalbergia ikopensis, Dalbergia trichocarpa

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/01