Teny iditra | manasaha (asaha) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] manompa [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||
Manompa [Rajemisa 1985] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | imp and rel not used. To swear, to curse, to abuse. [Richardson 1885 takila 68] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | maudire, faire des imprécations [Abinal 1888] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra | Midododo manatona kosa ny Foko lohateny, tonga manasaha ny mpandihy izy rehetra [Ndema: Antakay, takila 152] | ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manasaha io | ||||||||||||
Teny iditra | manasaha (sasaka) | ||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasaka | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/13 |
![]() |