Teny iditra manasa vangy (asa, vangy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985 takila 592] miady mifampahay vava aoka izany
  [Rajemisa 1985 takila 1012] miteny be mamely, manao vava be, manati-kabary

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/17