Teny iditra | manasoa (soa) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io ¶ Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to beautify; to do good to; to benefit [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | embellir; faire du bien à; favoriser [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manasoa io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |